Teny iditra |
adana
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
|
| Slowness; hence, peace, happiness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
|
| Démarche grave, abondance, paix [1.3]
|
| Tranquillité, bonheur [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
Adana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Adana, Adona: [2.996]
|
| Addan [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Addân [2.996]
|
Ohatra | Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|