|
|
|
|

Teny iditra1  eso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra
4  Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  scorn, mockery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  mépris, moquerie, raillerie [1.3]
Ohatra  7  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471]
Voambolana  8  Ontam-po
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Mpanahaka  14  Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana15  haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana.
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny eso io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20