|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  fara
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
4  (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
5  Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
7  the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  final, dernier, suprême [1.3]
9  fin [Taisaka] [1.82]
10  dernier-né [1.54]
11  le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Voambolana  12  Fifandraisana: fianakaviana
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny fara io

Teny iditra (2/8)34  fara
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37  (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]

Teny iditra (3/8)38  fara
Sokajin-teny  39  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  40  [1.2]
Sampanteny 
41  Matoantenin' ny iharana :
42  Mpamaritra :

Teny iditra (4/8)43  fara
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45  fijinjana vary, fararano [Taimoro] [1.78]
Kamban-teny 
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny fara io

Teny iditra (5/8)48  fara
Sokajin-teny  49  anarana
Fanazavàna teny malagasy  50  ampinga, aro [Taimoro] [1.78]
51  ampinga [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  52  bouclier [Taisaka] [1.82]
Voambolana  53  Miaramila

Teny iditra (6/8)54  fara
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny malagasy  56  Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]

Teny iditra (7/8)57  fara
Sokajin-teny  58  anarana
Fanazavàna teny frantsay  59  (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  60  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)62  Farà
Sokajin-teny  63  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  64  Phurah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  65  Pura [2.996]
Voambolana  66  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  67  Toko sy andininy momba Farà
Tsanganana sy sary iray takila  68  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22