Teny iditra |
fetsy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Lainga [1.78]
|
| [Tanosy]
Fantatra, hay [1.78]
|
| Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Cunning, skillful, shrewd, sharp. [1.2]
|
| Sly, cunning, sharp [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rusé, fourbe [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nosokafan'ilay fetsy ny sobika.
[2.442]
|
2 | Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita.
[2.298]
|
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
fetsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Riz, ou autres, transplantés. (kètsa). [1.19]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
fetsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
hafatra
[1.78]
|
|