Teny iditra | 1 fito |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro 4 Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 seven. [Jav. pitu.] [1.2] 6 seven [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 sept [1.3, 1.5, 1.8] |
Isam-pirenena |
8 7 9 VII [3.1] |
Ohatra |
10 Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472] |
Voambolana |
11 Matematika: rafitrisa |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny fito io |
Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny isa 29 Fifanampiana 30 Fampitomboana |
Lahatsoratra |
31 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03 |