Teny iditra hazofijaliana (hazo, jaly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  lakroa
Ohatra 
1teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [Wresinski: Mahantra]
3Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [Profita: Ranary]

Teny iditra hazofijaliana (hazo, jaly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Passiflora incarnata

2019/08/17