Teny iditra | 1 kaodikaody (kaody) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Shy, timid, wild [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Méfiant, sauvage, craintif [1.8] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 kaody |
Mpanahaka | 11 Haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny kaodikaody io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |