Teny iditra |
lamoka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Leo, leony, mamo, voky: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Tired, weary, languid, sleepy.
See ana ,
sasatra ,
reraka ,
valaka ,
trotraka
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Appesanti par la nourriture, par le somm [...] [tohiny 1.3, 1.5]
|
| Dégoûté [1.3]
|
Ohatra | Nihinana menaka be loatra aho, ka lemoka (J'ai mangé trop de graisse et je suis tout lourd, j'en suis dégoûté)
[1.3]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
lamòka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Atody nakotrika ka tsy foy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avorté, (oeufs) Gâté (fruits) [1.5]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
lamòka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (au sens propre : avorton, être vivant de taille réduite, nabot). On peut distinguer deux sens en ce qui concerne les plantes : Un sens pathologique, pour les fruits avortés, mal formés. On dit par exemple lamokam-boankazo,
lamokam-boatavo,
lamokam-paiso.
Variétés à petits fruits d'une espèce.
Voir lamokambazaha ou espèces à fruits comestibles mais très petit, d'un intérêt limité.
[1.196]
|
Voambolana |
Ohabolana |
|