Teny iditra |
loatra
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Too much [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Trop, excessif [1.3, 1.8, 1.405]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Abusif [1.405]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
loatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite Action d'exhiber [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|