Teny iditra | mamo (hamo) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Drunk; disgusted; tired out [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ivre; dégoûté; épuisé [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamo io | |||||||||||||||
Teny iditra | mamo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] sorena [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | mamo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] moka [1.78] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||||||||||||||
Teny iditra | Mamo | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaram-poko | |||||||||||||||
Voambolana | Tantara: firenena | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |