Teny iditra (1/2) | 1 nana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin' ny fery efa simba elaela ka mandoaka. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 pus [1.2, 1.7] 5 purulent matter. [Malay Narah.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pus [1.3, 1.8, 1.5] 7 matière purulente [1.3] 8 (toute l'île). Latex, sécrétion blanchâtre de certaines plantes qu'on compare au pus qui se forme dans les organes humains infectés, les abcès, etc. [1.196] |
Voambolana |
9 Fahasalamana 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 na ... na |
Singan-teny | 16 na |
Sokajin-teny | 17 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Teny miverin-droa enti-manao mpamaritra anarana mpisolo anarana, na mpamaritra matoanteny malala-kevitra: na iza na iza, na zovy na zovy, na inona na inona, na aiza na aiza, na oviana na oviana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
19 either [1.17] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 soit ... soit: Na ny lehibe na ny kely (Aussi bien les grands que les petits) / Na ity na iry (Soit celui-ci, soit celui-là) 21 ni ... ni: Na ity na iry (Ni celui-ci, ni celui-là) [1.3] |
Fivaditsoratra | 22 an~na, na ... na, nana, an~na, na ... na, nana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/24 |