Teny iditra |
sompatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka:
Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Malicious, doing wanton damage [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
|
Ohatra | Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra;
[2.293]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
sompatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout : [Sakalava]
Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216.
[Tanala]
Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae).
Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [1.196]
|
Anarana siantifika | Astrotrichilia sp. |
Voambolana |
|