Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : erikerika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Erikerika | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Mitovy hevitra: varifitoventy zato no tonga ariary. [1.1]
Ny zavatra kely sy madinika aza, rehefa mitambatambatra ela, mety hisy vokany lehibe. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||