Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : manenona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Matokia manenona, fa tsara kofehy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny fitafiana azo tsy manahirana ohatra ny vady manenina. [2.558]
Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenina. [2.653 #2232] Ny fitafiana azo tsy manahirana, toy ny vady manenona. [2.415 #1309] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Moyen facile d' avoir de quoi se vêtir : avoir une épouse qui tisse. [2.415 #1309] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny maty tsy miandry manenona. [2.165 #2125, 2.415 #2905] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les morts n' attendent pas qu' on ait fini de tisser le linceul. [2.415 #2905]
Un mort ne peut pas attendre qu' on ait fini de tisser (son linceul). [2.165 #2125] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||