Teny iditra alahelo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona
Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny!
Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny
Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sorrow
Poverty [1.2, 1.7]
 Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for
Penury [1.2]
 Affliction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tristesse, chagrin [1.8]
Ohatra 
1Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59]
2Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528]
3Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. [2.499]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Alahelo mody hery
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31