|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahadimy
Fototeny  2 dimy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 [ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [1.1#65]
Fanazavàna teny anglisy  6 [ampahadiminy] the fifth part, one fifth [1.2#118]
Fanazavàna teny frantsay  7 [ampahadiminy] un cinquième [1.3#104]
Ohatra  8  Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996#01.047.024]
9  nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436#59]
10  Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508#376]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  12  ampahafito, 13  ampahafolo, 14  ampahasivy, 15  ampahatelo, 16  ampahavalo, 17  ampahazato, 18  ampahefatra, 19  ampahenina, 20  fahadimy
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ampahadimy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22