|
|
|
|

Teny iditra1  ampahasivy
Fototeny  2  sivy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#66][ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2#577][ampahasiviny] one ninth
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#613, 1.5#264][ampahasiviny] un neuvième
Isam-pirenena  7  [3.1] 1/9
Ohatra  8  Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643#28]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Mpanahaka  11  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12