|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahatelo
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  6 [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [ampahatelony] le tiers [1.3]
8 [ampahatelony] tiers [1.13]
9 [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Ohatra  10  Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102]
11  ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5]
12  ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Voambolana  13  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahafolo, 17  ampahasivy, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ampahatelo
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22