Teny iditra | 1 ampahafolo (folo) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Matematika: rafitrisa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10#F635] 5 Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1#65] 6 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 one tenth [1.2#199] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 un dixième [1.3#182, 1.5#122] 9 dixième [1.13] |
Isam-pirenena |
10 1/10 [3.1] |
Ohatra |
11 Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895#82] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01 |