|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  angatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  partiality [1.2, 1.7]
5  unfair dealing, unfair judgement
6  also false praise, flattery. [1.2]
7  unfairness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  partialité, préférences [1.8]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)15  angatra
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka] [1.78]
18  matoatoa na lolo [Tanala] [1.78]
19  Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20  spirit, ghost, demon. [1.2]
21  a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22  ambiroa [Merina] [2.165]
23  fantôme [1.8]
Voambolana  24  Fivavahana, finoana
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  27  lolo, matoatoa
Kamban-teny 
Teny nalaina  31  Soratra misy io teny angatra io

Teny iditra (3/4)32  angatra
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
35  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  36  gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
37  gonorrhea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  38  blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Voambolana  39  Fahasalamana
Mpanahaka  40  akohofotsy, ambaniana, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)46  angatra
Sokajin-teny  47  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  48  maivana [Taimoro] [1.78]
Tovy hevitra  49  miangatra

Fivaditsoratra  50  angatra, atranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15