Teny iditra | diana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Hetra, fehinkibo [1.78] | |
Teny iditra | DIANA | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny frantsay | Diégo Ambilobe Nosy Be Ambanja [3.1] | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra anatin' ny faritanin' i Antsiranana [3.1] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Mpanahaka | Fanafohezan-teny | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny faritra roa ambin' ny roapolo | |
Sary | ||
Fivaditsoratra | adany, adina, anday, andia, daina, diana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |