Teny iditra atsimo andrefana
Singan-teny atsimo ; andrefana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sisiny iadian' ny lafiny atsimo sy ny lafiny andrefana [1.1]
Ohatra 
1Vazaha voanjo naka toerana tao atsimo andrefan' i Moramanga tao [2.643]
2Tanàna malaza tany Asia Minora, tao akaikin' ny vodivona atsimoandrefana indrindra, iza. [1.38]
Voambolana 

Teny iditra Atsimo Andrefana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21