Teny iditra Melaky
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Ohatra Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [4.27]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31