| Teny iditra (1/5) | 1 baby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitondrana zaza na entana ao an-damosina..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4carrying on the back.
[1.2, 1.7] 5[Jav. Babu, a nurse.]. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de porter sur le dos.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Etsy baby, ry zandry, na ry zafy.
[2.69]
8 ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29baby kambana |
| Teny iditra (2/5) | 30 baby |
| Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
32adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/5) | 33 baby |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35voatavo kely fihinana, voatavo tanora.
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36(de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae)..
[Bara, Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/5) | 38 baby |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40(du malais babu : bébé, enfant encore au sein). Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère.
[Merina, Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 41 Haizavamaniry: anana |
| Kamban-teny rehetra | 42Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 43 baby
![]() |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
45zazakely.
[1.17, 1.28] 46zazabodo. [1.17] |
| Fivaditsoratra | 47 baby, 48 biba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|