|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ha-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hatra
Fanazavàna teny malagasy  3  tovona atao ao alohan' ny anarana sasany hilaza refy: rano halohalika, fefy havalahana, hahekika, hatenda... ary amin' ity izy dia fanafohezana ny hatra, hatreo, hatramin' ny: hatramin' ny lohalika, hatramin' ny valahana, ... [1.10]
4  Fanafohezana ny hoe Hatra izay atovona amin' ny anaran' ny faritra sasantsasany amin' ny tena mba handrefesana ny halalin' ny zavatra toy ny rano na lavaka: Hahelika: hatreo amin' ny helika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a contraction of hatra, meaning up to: havaniana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  abréviation de hatra, sert à former des adverbes marquant la hauteur ou la profondeur: halohalika ~ hahelika ~ havava [1.3]
7  jusqu'à [1.5]

Teny iditra (2/4)8  ha~
Sokajin-teny  9  tovona
Fanazavàna teny malagasy  10  Tovona atao: a) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mba hanaovana anarana milaza toetra ihany koa: Halava, hatsara; b) eo alohan' ny mpamaritra milaza toetra mitovana ina mba hanaovana matoantenin' ny iharana mifamaly amin' ny matoantenin' ny mpanao mitovona mana: Hatsaraina (manatsara), hafohezina (manafohy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a prefix to adjectives making them into abstract nouns, as hatsara, goodness, from tsara, good. [1.2]
12  prefix used : a) to form abstract nouns. as : havo, high; hahavo, height; b) in forming passive verbs as : fohy, short; hafohezina, to be shortened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  préfixe, sert à former: a) des noms abstrait, ex. : havo, haut, hahavo, hauteur; b) des verbes passifs, ex. hafohezina, qu'on raccourcit [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Teny misy tovona ha~

Teny iditra (3/4)15  ha
Sokajin-teny  16  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  17  odre! [Tanosy] [1.78]
18  Tenim-piontanana maneho: hatairana: Ha! marary hoe i dada?; fiaikena: Ha! marina tokoa lahy ny tanin' ilay Rangahy!; fandavana (tononina fohy): Ha, aza alana eo io sary io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  an exclamation of approbation, disapprobation, or surprise. Hah! It is sometimes repeated, as Ha! Ha! Ha! There now! [1.2]
Ohatra  20  ha, iza izany, hoy ny mpanjaka? [1.508#]
21  ha, hoy Ratovo, inona no antony? [2.895#]
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (4/4)23  Ha
Sokajin-teny  24  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  25  Singa mivaingana, faha-105 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Voambolana  26  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07