Teny iditra |
hainteny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny an' ohatra voaravaka ohabolana, mampiseho fahaizana sy fahakingana, nampiasain' ny Ntaolo tamin' ny fananarana na nifamalian' ny tanora nanao resa-pitiavana [1.1]
|
| Lahabolana mirindra,feno ohatrohatra enti-mampita hevitra amin' ny fomba miolaka, ifamaliana ka ny
tanora lahy sy vavy mifamboraka fitiavana no tena manao azy; ampisaina hampitana anatra amam-pitsipi-pitondran-tena ihany koa [1.62]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ hain-teny ] A proverb, a figure of speech; a repartee, an adage. See ohabolana
[1.2]
|
| [ hain-teny ] A short discourse in traditional form; words of wisdom [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ hain-teny ] Proverbe [1.3]
|
| [ hain-teny ] Expression figurée; bref discours dans le style traditionnel [1.8]
|
| (une) poésie traditionnelle; (l') art d [...] [tohiny 1.67]
|
| Réparties amoureuses (genre poétique t [...] [tohiny 1.5]
|
Fanazavàna teny italianina | Proverbio [1.18]
|
Ohatra | Tsy izany ihany koa, fa amin' izany fiovaovsna izany dia misy ohabolana sy hainteny tsy dia manana fitohizana akory amin' ny teny mialoha sy manaraka azy.
[1.38]
|
Voambolana |
Teny fotony | hay,
teny |
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
Hainteny
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Zana-dohateny | the Traditional Poetry of Madagascar. |
Mpanoratra | Fox Leonard, 1990 |
Fanonta printy | 1990. Bucknell University Press. Ambainy: 6.5in. Haavony: 9.5in. Takila: 464.
|
Teny fotony | hainteny |
Fanoritsoritana | Most complete collection of 457 hainteny, with Malagasy text, along with English translation and commentary by Leonard Fox. |
Sombiny |
takila 12
| Malagasy is a language of extremely delicate nuance and, in terms of Western European languages, of remarkable conciseness -- the latter often a result of the former. |
laharana 153
|
Ravin-tapia tian-dandy |
Tapia leaves are loved by silkworms, |
ravin-tambolo tian'ny nify |
tambolo leaves are loved by the teeth. |
ka raha manaja ahy mba hajaiko |
If you respect me, I will respect you, |
ary raha manitsaka ahy mba hitsahiko |
and if you despise me, I will despise you. |
fa hianao Ivatolaivy |
For you are Ivatolaivy, |
hodidinin'ny alan-tapia |
surrounded by a forest of tapia, |
izaho kosa Ambohinihaza |
while I am Ambohinihaza, |
hodidinin'ny rano eto Itasy |
surrounded by the waters of Itasy. |
|
laharana 204
| Tsy mitady fitia mbola misy aho / fa ny lambako lena no ahahiko / ataovy fitia fatambary ny havanao / zahana maraina tadiavin-kariva |
laharana 418
| ao ny andro maharatsy / ary ao ny andro ahafatesana / nefa izay tsara fodi-mandry any an-danitra / |
laharana 448
| Itsanganako alakamisy misy hanina / itsanganako zoma manan-tiana |
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|