Teny iditra | 1 takiba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja 4 [1.13] ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] flanc |
Voambolana |
6 Haiaina |
Tsipelina hafa | 7 takibaka |
Tovy hevitra | 8 ila, tehezana |
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Fivaditsoratra | 24 abitak, bitaka, tabaky, tabika, takiba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |