Teny iditra 1/2 kijeja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zana-balala vao foy ary manao dia be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Young locusts still in the hopping stage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Petites sauterelles [2.415]
 Petites sauterelles qui ne volent pas encore [1.8]
Ohatra ny valalavao, ny kijeja, no amidy ao an'tsena, ley maina. [2.48]
Voambolana 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana 

Teny iditra 2/2 kijeja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se disait du grand nombre, surtout des enfants nombreux [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26