Teny iditra | 1 adrisa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a species of locust, the female of the aketa. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Sauterelle, la femelle de l'Aketa 6 [3.1] espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa |
Ohatra |
7 ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131] 8 Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470] |
Voambolana |
9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny adrisa io |
Fivaditsoratra | 36 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |