Teny iditra sompanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Une espèce de sauterelle [3.1]
Ohatra ary sompanga no ody zaza halainao ao. [2.69]
Voambolana 
Kamban-teny 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11