Teny iditra (1/2) | 1 tsingentana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] petit et mince, maigrelet |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 5 tsingentangentana |
Teny iditra (2/2) | 6 tsingentana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] karazam-balala madinika, mitomamotamo ny volony ary misy pentimpentina manja |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] a species of small locust |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] nom d'une sauterelle olivâtre tachetée de brun |
Voambolana |
11 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny tsingentana io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |