Teny iditra tsimbolavola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Une espèce de sauterelle [3.1]
Anarana siantifika Catantops debilitalus
Ohatra raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Voambolana 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26