Teny iditra zafinadrisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa iantsoana ny valala atao hoe tsingentana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of locust [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à la sauterelle tsingentana [1.3]
Voambolana 
Singan-teny zafy ; adrisa
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26