Teny iditra |
lahatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana:
Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany Lamina, fandaminan-javatra:
Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara:
Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona:
Izao no lahatra ka atao ahoana? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Arrangement [1.3, 1.7]
|
| Order; ranks; fate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rang, ordre [1.3, 1.8]
|
| Alignement, organisation, arrangement, discours:
Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [1.3]
|
| Destin [1.8]
|
| Destinée [1.66]
|
Ohatra |
1 | Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa?
[2.131]
|
2 | Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny?
[2.324]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
lahatra,
lahatr',
laha- |
Tovonana : |
-dahatra,
-dahatr',
-daha- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|