|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Simba sy milotaka: Voankazo lo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  rotten, spoiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  pourri, gâté [1.8]
Mpanahaka  11  drodroka, boboka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)15  lo
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  takona [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)18  lo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  trosa [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28