|
|
|
|

Teny iditra1  mafafa
Fototeny  2  fafa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  exhausted, empty, gone [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  raflé, entièrement enlevé [1.3]
Ohatra  7  ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [2.996]
Mpanahaka  8  1.1^^=madio=majifa=fafam-bolotondro=fafanimondry=lany=lifa=malifa=naiifa=fongana=tapitra=tsy misy miangana

Fivaditsoratra  9  afafam, famafa, mafafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26