Teny iditra | 1 mandrebireby |
Fototeny | 2 rebireby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby 5 Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny [1.1] |
Ohatra |
6 Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena. [1.38] 7 Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana [2.471] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 milalao olona, manadala, mamendrivendry, mandraikiraiky, mandraviravy, manorisory, mamery andro, mampanary andro, mampitotototo, mahavery rariny, mamery dia, manary dia ny rariny, misangisangy, manao sangy mihoatra ny loha, mamazivazy, mihomehy olona, mananihany, mivarotra saka be loha |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mandrebireby io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |