Teny iditra | matavy (tavy) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matavy io | ||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |