Teny iditra | 1 mazoto |
Fototeny | 2 zoto |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy 5 Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 zealous, diligent. [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 zélé, diligent, laborieux. [1.8] |
Ohatra |
8 Nazoto izy (Il était zélé) [1.20] 9 Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20] 10 Mazotoa (Soyez zélé) [1.20] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/28 |