Teny iditra | mener | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | mitondra,
mitarika,
manatitra,
manoro,
mampahalala
mifehy, mampanaraka ambokony, manao, mandraoka [1.9] | |
Ohatra | Et un bouvier passait par là pour mener boire ses bêtes.
[2.150] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/26 |