Teny iditra (1/2) | 1 miliba |
Fototeny | 2 liba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto 5 Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 Manaram-po, manaram-batana, migodana, migalabina, mianjady, manao ny danin' ny kibo, miala liana, manampatra, mihary zaka, mihenjy, mikarenjy, be haitraitra, be siasia, akanga, angatra, angelingely, tondraka anio manan-jara izay ho ampitso ka ho hitanao, manjehy ny andro ho lava, tsy mitsapa ny ho farany, tsy mijery ny lany, manaram-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo, manaram-po ohatra ny kary an' efitra, manampoka aina |
Teny iditra (2/2) | 11 milibà |
Fototeny | 12 liba |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miliba |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 17 miliba, milibà, miliba, milibà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |