|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mitsinjo
Fototeny  2 tsinjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay
9 Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha
10 Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana?
11 Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. [1.1]
12 mihevitra ny ho avy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 Regarder de haut en bas, au loin
14 figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux [1.3]
15 prévoir [1.13]
Ohatra  16  Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. [1.381#]
17  Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#]
18  Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470#33]
Mpanahaka  19  mandala, 20  miahy, 21  misaingy, 22  mitandrina, 23  mitandro, 24  mitsimbina
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mitsinjo
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 27  Mitsinjo
Sokajin-teny  28  anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana]
Voambolana  29  Toe-karena: tonta printy, sary
Boky momba Madagasikara 
30 Ranitra Rajaonarison Elie1992

Teny iditra (3/4) 31  Mitsinjo
Singan-teny  32 tsinjo
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  34  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (4/4) 35  Mitsinjo
Singan-teny  36 tsinjo
Sokajin-teny  37  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  38  Haitoetany: tanàna
Sary 
39  40  41 

Fivaditsoratra  mitsinjo, Mitsinjo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18