|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mitsinjo (tsinjo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay
4  Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha
5  Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana?
6  Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. [1.1]
7  mihevitra ny ho avy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8  Regarder de haut en bas, au loin
9  figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux [1.3]
10  prévoir [1.13]
Ohatra  11  Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. [1.381#]
12  Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#]
13  Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  miahy, mitsimbina, mitandrina, mandala, mitandro, misaingy
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny mitsinjo io

Teny iditra (2/4)23  Mitsinjo
Sokajin-teny  24  anarana (orinasa, sns.)
Voambolana  25  Toe-karena: tonta printy, sary
Boky momba Madagasikara  26  Ranitra (1992)
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fitanisana

Teny iditra (3/4)28  Mitsinjo
Singan-teny  29  tsinjo
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  31  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  32  Fitanisana

Teny iditra (4/4)33  Mitsinjo
Singan-teny  34  tsinjo
Sokajin-teny  35  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  36  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  37  Fitanisana
Sary 
38 
39 

Fivaditsoratra  40  Mitsinjo, mitsinjo, Mitsinjo, mitsinjo

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/26