|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ontany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  enquiry, question, interrogation, examination. [mal. Tanya.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  interrogation, demande, question, enquête, examen [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)11  ontany
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Anarana laharan-tsikidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  nom d'une colonne des sikidy, qui signifie: terre, ville, village [1.3]
Voambolana  16  Kilalao
Mpanahaka  17  sikidy

Teny iditra (3/3)18  ontany
Fototeny  19  ontana
Sokajin-teny  20  anarana ontana sy mpisolo

Fivaditsoratra  21  antony, atonin, intona, itonan, nanito, nanoty, naotin, natoin, natony, niaton, nitona, notain, ontany, tanino, tonina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09