|
|
|
|

Teny iditra1  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Tovy hevitra  4  raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Singan-teny  5  raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30