Teny iditra raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [1.1]
Tovy hevitra raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Singan-teny raha ; baka ; misisika ; ianao ; izaho ; kirongo ; azo ; idirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30