Teny iditra raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Sokajin-teny kambanteny
Tovy hevitra raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Teny fotony raha, mihenjana, mahazaka, ianao, midiridiry, amponga, aho

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16