|
|
|
|

Teny iditra1  raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina
Singan-teny  4  raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana
Tovy hevitra  5  raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10