Teny iditra | raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Tovy hevitra | raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |