|
|
|
|

Teny iditra 1  vizana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
23 Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3#838]
26 las, fatigué [1.8]
Ohatra  27  Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470#104]
28  Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472#58]
Tovy hevitra  29 vizaka
Mpanahaka  30  disaka, 31  fotsy angola, 32  honaka, 33  lanaka, 34  mangana, 35  marafoka, 36  masaka, 37  maty hentona, 38  mirozirozy, 39  monaina, 40  refona, 41  reraka, 42  ronaka, 43  ronjana, 44  rontsona, 45  sasatra, 46  savolaina, 47  tominjana, 48  toro, 49  torovana, 50  trotraka, 51  tsy mahahetsika, 52  vahotra, 53  valaka, 54  valalanina, 55  Vizaka
Fikambanana  56  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe vizana
Ohabolana  57  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  58 vazina, vizana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22